Fanazavana momba ny hetra tokony haloan’ny guide (PATENTE)
Misaotra antsika rehetra izay nitondra ny heviny sy nanome fanamarihana momba ity resaka patente guide ity, ny antony izany dia ny fiezahan-tsika hampazava izany ary samy ahafantaran’ny Tsirairay ny zavatra tokony hataony.
Ialantsiny die’ny eto ampiandohana raha mety ho lavalava ity fanazavana ity, mangataka ihany koa ny faharetan-tsika tsirairay ary mety tsy ho ampy ny zavatra hambara eto, nefa hinoana fa hanampy antsika izany.
1-Inona moa ny atao hoe hetra ary inona ny hetra tokon’ny haloan’ny guide touristique accompagnateur (Free-lance)?
Ny hetra dia tsy inona tsy akory fa am-paham-bola alohan’ny olona iray na orin’asa iray makany amin’ny kitapom-bolam-panjakana, hentina indrindra ampandehanana ny raharaha sy ny fiainam-bahoaka mivantana na ankolaka izany. Mety ho amin’ny filazana ny vola azo isan-taona izany na amin’ny fifidianana zavatra na services fotsiny amin’izao ihany koa.
Tsy misy ankanavaka na fijerena tavan’olona ny fandoavan-ketra, fa indrindra tsy ratsy izany. Misy amin’ny endrin’ny maro ihany koa no isehoany hetra oh: TVA, TST, Taxes Touristiques Impôt Synthetique, Impôt sur les Revenus IR… koa ireto farany (IR, IS) no hetra mikasika antsika guide free lance. Iniana tsy ho resahina ny an’ireo guide t. a. fixe hoy isika satria efa manana ny atao hoe IRSA (Impôt sur les Revenues Salariaux et Assimilés) izay efa tsoahan’ny mpampiasa amin’ny karamany izany.
2-Misy lalàna ve ny fandoavan’ny guide free lance izany I S, IR izany, atramin’ny oviana no nivoizina tao amin’ny ANG izany ary naninona no nafana io resaka io tamin’ity taona 2010 ity?
Ialan-tsiny aloha fa ho entina amin-tsika aminy manaraka eto ny texte, lois, na article mamehy azy io, fa araka ny fantatra dia misy tokoa ny lalàna mifehy fa izay rehetra miasa ka mahazo vola amin’izany. Koa tsy maintsy manao ny filazana ny vola azony isan-taona eny anivon’ny tompon’andraikitry ny hetra akaiky azy indrindra, mba ahafahany mamantatra ny hetra tokony haloany sahaza izay vola azony izay ny olona iray. Koa isika Guide acompanateur voaresaka eto dia toy ny olon-drehetra mahazo vola aminy asa ataony ka tsy maintsy manao izany filazana isan-taona izany, marihina fa na dia ny mpivarotr’anana, mpanety, mpiavarotra mofo gasy, mpaka sary… aza mandoa ny hetra sahaza azy ireny avokoa.
Koa ny antsika guide accompagnateur F L dia ny IR na IS no anjaran-tsika arakaraky ny filazanao dian’ny voalohany ihany. Tsara ho fantatra fa ny filazana atao dia tsy maintsy amin’ny alalan’ny tena manokana ihany fa tsy azo atao hoe vondron’olona raha tsy hoe tonga amin’ny fananganana ny atao Agence de Guides isika.
Efa atramin’ny talohan’ny nisian’ny ANG no efa nisy ireo lalàna ireo, ny ANG ihany koa dia miezaka hatrany ny hanara-dalana sy tsy afaka ny miala amin’ireo rafitra ara-mpanjakana ary indrindra mitady hatrany ny tombotsoa iombonan’ny mpikambana ao aminy. Nafana tokoa io resaka io tamin’ity taona 2010 ity satria nandalo fotoan-tsarotra ny firenena taminy 2009 eny atramin’izao, izao nitarikaolana ara-bola goavana teo amin’ny Fanjakana, koa niha-mafy ny fanaraha-maso ara-ketra sy ara-bola kirakirain’ny orin’asa sy vahoaka, koa isan’izany ny isika.
3-inona no tokony hatao ary hamantarana hoe IS sa IR no tokony haloanao io?
Tsara ho fantatra aloha fa misy asa sy fotoana takiana amin-tsika mialoha ny aha-tomombana izany rehetra izany.
a- manao Taratasy fangatahana ampandalovina ny fokontany sy ny firaisana ho an’ny lehibean-ny hetra any amin’ny faritra misy anao. Amin’izay fotoana izay dia efa mety misy vola alohanao sahady ka tokony handraisana hatrany QUITANCE ireny.
b- Vokatr’io fangatahana io dia anontanian’ny tompon’andraikitra ny ASA tianao hatao ianao, ny vola mety ho azonao amin’izany, ny olona na fotaovana ampiasaina ianao… nefa moa amin’ny maha Guide Touristique antsika izay tsy manana olona ampiasaina sy fitaovana hanantanterahana izany asa izany dia eo no hilazany hoe IMPOT SYNTHETIQUE no hetra alohanao, fa raha kosa ankoatra ny maha guide antsika, nefa manana automobile isika tian-tsika ampiasaina dia efa activitées 02 sahady izay, dia tsy maintsy ilay IMPOT SUR LES REVENUS NON SALARIAUX IRNS no asainy aloanao, ka tsy maintsy anaovanao filazana isan-taona izany ary anaovanao comptabilité mazava.
Amin’io fotoana io indrindra no anirahany anao mankany amin’ny STATISTIQUE ahazaoanao ny numeros Statistique anao manokana hamantaran’ny fanjakana ny asa ataonao, avy eo eny amin’ny ministeran’ny commerce ahazaoanao ny laharana REGISTRE DE COMMERCE, ary farany any amin’ny tompon’andraikitra any Mandrosoa Ambohijatovo ohatra ahazaoanao ny NIF na Numeros d’Identification Fiscale. Koa izay rehetra izay no antina miverina eny amin’ny sampandraharaha momba ny hetra akaiky anao ahazaoanao ny PATENTEnao (CIF Carte d’Immatriculation Fiscal na Carte d’Impôt Synthetique CIS)
c- Ireo rehetra ireo mitambatra (Quittance commune et Fokontany + carte Statistique + NIF + CIF/CIS) no manome ny atao hoe coordonnées Fiscal’nao izay tadiavin’ny Gendarme na polisy aminao, ary ny agence mpampiasa anao manomboka ny Taona 2011.
3-IS (Impôt synthetique)
IS dia karatra azonao eo noho eo aorian’ny fahafantarana ny vola tokony haloan’ny olona iray, ka tsy handoavana vola hafa intsony izany raha tsy ny taona manaraka indray.
4-IR (impôt sur les revenus…)
Karazana hetra aloha isan-taona ahazahoana ny karatra CIF. Andoavana Accompte na ampaham-bola izy io mialoha ny taona itsahina, ary andoavana vola aorian’ny filazana ny vola azo nandritra ny taona voaitsaka, famenon’ilay accompte voalohan’ny taona. Ity karazn-ketra ity dia falohan’ny olona na orin’asa manao asa maromaro ka tsy maintsy ilana fitantanana mazava.
Ka noho ireo indrindra no maha-tonga ny AGENCE izay mitaky hatrany ny FACTURES avy amintsika guide atramin’izay satria misy ny coptabilités ataony ao ary ilany fanamarinana irefa tsy hoe mila voa tsy ary izy ireo.
Noho izany indrindra no tsy hampiasan’ny agence ireo guides tsy manana ireo taratasy ireo intsony manomboka ny taona 2011, sy tsy maintsy hitakiany FACTURES misy ireo coordonnées fiscales aorian’ireo services de guidages avy aty amintsika guide touristique izay prestataire de services touristiques mitovy amin’ny olona mampiasa fiara ihany koa.
Tiana hazava amin-tsika mpikambana ary fa tsy ny birao ANG mihintsy araka ny fieveran’ny sasany azy no mila raharaha sahalan’dRainizafilemena, fa kosa misy rafitra tsy maintsy arahina koa manana andraikitra lehibe amin’izany ny ANG.
Ny Birao
Misaotra tompoko
CHARTE ETHIQUE DU GUIDE RESPONSABLE :
ETRE RESPONSABLE DE SES COMPORTEMENTS ;
ETRE RESPONSABLE DES COMPORTEMENTS DE SES CLENTS ;
ETRE RESPONSABLE DU CHANGEMENT DE
COMPORTEMENT DE LA COMMUNAUTE ;
ETRE RESPONSABLE DE SON ENVIRONNEMENT DE TRAVAIL
Le respect de la population :
« Aujourd’hui, ils sont spectateurs, dans un mois ils seront peut-être mendiants, dans un an, ils vous jetteront peut-être des pierres, aidez-nous à préserver la qualité de cet accueil naturel »
Les fady :
Les « fady » ou interdits sont nombreux selon les régions traversées. Même si on est loin du regard des passants, demander aux touristes de se renseigner auprès de vous avant de faire leur besoin, prendre des photos, piétiner les monuments ou enclos sacrés.
Certains fady ont permis de sauvegarder des milieux sauvages et riches en faune et flore; d’autres maintiennent les gens dans un état de pauvreté et de sous développement. Mais quelque soit les formes des fady, s’ils ont été vraiment respectés par les anciens du village, les guides sont tenus de respecter les gens qui les observent. Indépendamment à leurs propres convictions religieuses, les guides ne doivent pas extérioriser leur mépris ou leur réticence vis-à-vis de ces fady. S’il y a une volonté de leur faire sortir des certains mœurs improductifs voire dégradants; les guides doivent sensibiliser d’une façon le moins choquante possible; et de préférence, pas avec les touristes.
« Le respect vient de vous, même si vous n’y croyez pas ! »
Le respect de l’intimité :
Respecter l’intimité des personnes est un droit humain. Il est du devoir du guide d’encadrer les touristes en soulignant qu’il y a des limites à tous si curieux qu’ils soient.
La tenue :
Le respect des habitants vient d’abord de nous, guides. Si nous arrivons torse nu ; en maillot de bain dans un village et essayons de donner des consignes de comportement aux touristes, on ne s’étonne pas du résultat escompté. Mais quand nous nous adressons au doyen du village lui accorder tous les honneurs même d’une manière décontracté et naturelle, la visite prendra une autre dimension et le respect des touristes s’acquerra naturellement.
Les photos :
Les photos de personnage sont tellement faciles à Madagascar : les gens posent, sourient et clac dans la boîte en dépit des promesses souvent non honorées des touristes sur l’envoie de la photo. Le comportement de certaines communautés changent sinon risquent de déranger et on ne pourra plus faire notre métier dans les mêmes conditions que maintenant. Protégeons la bonne image de l’accueil naturel des malgaches. Equipez-vous d’un appareil photographique muni de pellicule polaroïd…
La spéculation Vazaha :
Là où passent les Vazaha, les prix flambent, tout se vend et tout s’achète. Les guides ne doivent pas être les instigateurs de ce phénomène. Certes, l’argent n’a pas la même valeur partout mais la situation peut se dégénérer au détriment des habitants et à la communauté vivant à proximité des sites touristiques en subissant l’effet du phénomène tourisme
.
Evitons de créer des mendiants ;
« Donner n’est pas toujours aider ».
Un bus qui s’arrête dans un village constitue un joyeux spectacle pour les villageois qui se trouvent au bord de la route. Les touristes « hommes de cœurs » ont l’habitude, sous le conseil des voyageurs précédents d’emmener un petit colis destiné à la population locale que l’on rencontre en cours de route. Les donner gratuitement est une bonne initiative au début. Mais à terme, cela peut avoir des effets pervers : dépendance de la population aux touristes, dégradation des autres activités au profit de la mendicité. Nous devons établir les contacts avec centres de collecte de dons : ONG, Orphelinat, de préférence ceux qui travaillent dans l’artisanat pour qu’il y ait plus d’échanges.
La prostitution :
L’exploitation sexuelle des enfants mineurs est fortement réprimée par la loi en vigueur à Madagascar, voire dans le monde entier. Le touriste qui s’adonne à ce genre de vice peut-être poursuivi même dans son pays de provenance. Les guides doivent à tout prix éviter l’implication dans ce genre d’activité. Il doit même, être la balise en prononçant à chaque fois l’existence cette loi et notre adhésion à ce principe : NON au Tourisme sexuel. Nous utiliseront tous les outils à cette fin : Tee Shirt, Autocollant sur les voitures,…
Création de travail :
Donner du travail selon la compétence des gens. Transformer le piroguier ou le gardien de zébus en guide local est une étape difficile. D’autres « petits boulots » existent, porteur, lavage, gardien de voiture de tente, chercheur d’eau, la vente des objets artisanaux,…Nous devons favoriser la création d’emploi dans ces villages reculés pour qu’il y ait une implication directe des habitants dans le développement du tourisme. Mais ceci doit être fait dans les règles et avec sagesse.
« the right man at the right place ».
Le respect de l’environnement :
« Ne laissons que l’emprunte de nos pas ».
Déchets biodégradables :
Les guides doivent veiller à la propreté des endroits visités. Les déchets non biodégradables doivent trouver leurs places dans les endroits appropriés.
Brûler les ordures :
Après un bivouac, le guide est totalement responsable du traitement des ordures qu’il aura laissé sur un site touristique. Il doit prendre la responsabilité de désigner ou de brûler lui-même les ordures.
Sac poubelle accessible :
Dans le bus ou sur un site de bivouac ou de pique nique, les guides doivent mettre à la disposition des touristes au moins un sac poubelle pour éviter la pollution des sites touristiques.
Eviter le charbon de bois :
Eviter autant que possible l’utilisation du charbon de bois. Nous sommes face au fléau de la déforestation. Nous voulons, dans notre métier.
Respect des pistes :
Le traçage d’une piste nécessite des mois de travail pour sauvegarder une ou plusieurs espèces. Restons sur les pistes. Nous devons respecter les consignes de conservation pour mieux préserver la nature et de ne pas couper les branches ou les feuilles des espèces existantes dans la forêt.
Respect de l‘eau :
« L’eau n’a pas la même valeur partout ».
Prendre une douche, se laver les mains nous semblent des gestes banales. Rappeler aux touristes que dans certaines régions l’eau est vitale et en gaspiller devant ces communautés peut choquer.
Le maintien des animaux dans leur Etat sauvage et dans leur milieu naturel:
Favorisons la visite des animaux dans leur milieu naturel. Il est de notre devoir de dénoncer les braconnages, l’élevage illicite des animaux protégés, la chasse illégal de certaines espèces. Nous ne devons pas inciter les touristes à nourrir les animaux dans leur milieu naturel.